plt_tn/ezr/02/59.md

12 lines
360 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity dia lisitry ny olona izay niverina tany Israely izay avy amin'ireo tanànan'i Babylona samihafa nefa tsy afaka manaporofo ny fandovan'izy ireo.
# Tela-Mela, Tela-Harsa, Keroba, Adana ary i Imera
Ireo dia toerana tany Babylona izay tsy misy intsony amin'izao
# Delaia, Tobia, ary Nekoda
Ireo dia anaran-dehilahy.