# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity dia lisitry ny olona izay niverina tany Israely izay avy amin'ireo tanĂ nan'i Babylona samihafa nefa tsy afaka manaporofo ny fandovan'izy ireo. # Tela-Mela, Tela-Harsa, Keroba, Adana ary i Imera Ireo dia toerana tany Babylona izay tsy misy intsony amin'izao # Delaia, Tobia, ary Nekoda Ireo dia anaran-dehilahy.