plt_tn/ezr/01/09.md

366 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Io dia lisitry ny zavatra voaisa.

telopolo...arivo...sivy amby roapolo

"30 ... 1.000 ... 29"

koveta...lovia jobo

zavatra nampiasaina mba hasiana rano hisasana

fanaka 5.400 volamena sy volafotsy raha atambatra

ny fitambaran'isan'ireo zavatra naverina tany Jerosalema, avy Babylona, notanisaina tsirairay teo ambony