# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Io dia lisitry ny zavatra voaisa. # telopolo...arivo...sivy amby roapolo "30 ... 1.000 ... 29" # koveta...lovia jobo zavatra nampiasaina mba hasiana rano hisasana # fanaka 5.400 volamena sy volafotsy raha atambatra ny fitambaran'isan'ireo zavatra naverina tany Jerosalema, avy Babylona, notanisaina tsirairay teo ambony