plt_tn/ezr/01/05.md

362 B

ny asan'izy ireo

Io dia manondro ny asan'ny olona izay nentanin'Andriamanitra tao amin'ny andininy teo aloha.

ny rehetra izay nentanin'Andriamanitra ny fanahiny mba handeha

Ny fanahy voaentana dia sarinteny hilazana ny fanaovana ny olona hanao zavatra. DH: "ny rehetra izay nataon'Andriamanitra te handeha" Ireo teny mitovy amin'izany dia ao amin'ny 1:1.