# ny asan'izy ireo Io dia manondro ny asan'ny olona izay nentanin'Andriamanitra tao amin'ny andininy teo aloha. # ny rehetra izay nentanin'Andriamanitra ny fanahiny mba handeha Ny fanahy voaentana dia sarinteny hilazana ny fanaovana ny olona hanao zavatra. DH: "ny rehetra izay nataon'Andriamanitra te handeha" Ireo teny mitovy amin'izany dia ao amin'ny 1:1.