plt_tn/ezk/45/21.md

12 lines
426 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo andriandahin'Israely.
# Amin'ny volana voalohany amin'ny andro fahefatra ambin'ny folon'ny volana
Ity dia volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahefatra ambin'ny folo dia manakaiky ny fiantombohan'ny Aprily.
# ho anareo
Ny teny hoe "ianareo" dia maneho ny andriandahy sy ny vahoaka sisa amin'ny ankohonan'Israely.