# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo andriandahin'Israely. # Amin'ny volana voalohany amin'ny andro fahefatra ambin'ny folon'ny volana Ity dia volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahefatra ambin'ny folo dia manakaiky ny fiantombohan'ny Aprily. # ho anareo Ny teny hoe "ianareo" dia maneho ny andriandahy sy ny vahoaka sisa amin'ny ankohonan'Israely.