plt_tn/ezk/45/18.md

731 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo andriandahin'Israely.

Amin'ny volana voalohany, amin'ny andro voalohan'ny volana

Ity dia volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia manakaiky ny faran'ny Martsa amin'ny tetiandro Tandrefana.

haka omby lahy ianao

Ny teny hoe "ianao" dia maneho an'izay andriandahin'Israely.

amin'ny andro fahafiton'ny volana

"amin'ny andro fahafiton'ny volana voalohany"

isaky ny fahotana tsy nahy

"isaky ny olona tsirairay izay nanota tsy fanahy iniana" na "isaky ny olona izay nanota tsy nahy"

tamin'ny tsy fahalalana

"na nanota satria tsy dia nahalala tsara izy" na "na nanota satria tsy fantany izay marina"