plt_tn/ezk/45/18.md

24 lines
731 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo andriandahin'Israely.
# Amin'ny volana voalohany, amin'ny andro voalohan'ny volana
Ity dia volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia manakaiky ny faran'ny Martsa amin'ny tetiandro Tandrefana.
# haka omby lahy ianao
Ny teny hoe "ianao" dia maneho an'izay andriandahin'Israely.
# amin'ny andro fahafiton'ny volana
"amin'ny andro fahafiton'ny volana voalohany"
# isaky ny fahotana tsy nahy
"isaky ny olona tsirairay izay nanota tsy fanahy iniana" na "isaky ny olona izay nanota tsy nahy"
# tamin'ny tsy fahalalana
"na nanota satria tsy dia nahalala tsara izy" na "na nanota satria tsy fantany izay marina"