plt_tn/ezk/44/30.md

770 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely momban'ireo taranak'i Zadoka izay manompo ho mpisorona.

voaloham-bokatra

Eto ny hoe "voaloham-bokatra" dia mety midika hoe ireo zavatra tsara indrindra eo amin'ireo fanatitra rehetra natokana homena an'Andriamanitra.

sy ny fandraisana anjara rehetra, na inona na inona avy amin'ny fandraisanareo anjara rehetra

"ary ny fanomezana rehetra na inona na inona karazany avy amin'ireo fanomezanareo rehetra"

mba hitoeran'ny fitahiana ao an-tranonareo

Ity fehezanteny ity dia midika hoe "mba hitahiako ny fiankavianreo sy ny zavatra rehetra izay anareo"

na biby voaviravira, na vorona na biby

DH: "na zavaboary izay noviravirain'ny vorona na bibidia."