# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely momban'ireo taranak'i Zadoka izay manompo ho mpisorona. # voaloham-bokatra Eto ny hoe "voaloham-bokatra" dia mety midika hoe ireo zavatra tsara indrindra eo amin'ireo fanatitra rehetra natokana homena an'Andriamanitra. # sy ny fandraisana anjara rehetra, na inona na inona avy amin'ny fandraisanareo anjara rehetra "ary ny fanomezana rehetra na inona na inona karazany avy amin'ireo fanomezanareo rehetra" # mba hitoeran'ny fitahiana ao an-tranonareo Ity fehezanteny ity dia midika hoe "mba hitahiako ny fiankavianreo sy ny zavatra rehetra izay anareo" # na biby voaviravira, na vorona na biby DH: "na zavaboary izay noviravirain'ny vorona na bibidia."