plt_tn/ezk/44/13.md

28 lines
533 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely.
# izy ireo
"ireo Levita ireo"
# Tsy hanatona akaiky
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "manatona akaiky" tao amin'ny 40:46.
# hitondra ny fahafam-barakany sy ny heloky
"ho menatra sy hijaly amin'ny vokatry ny"
# asa maharikoriko
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:9.
# mpiambina
olona izay miambina na mikarakara zavatra na olona ny asany
# atao anatin'izany
DH: "izay mila ataon'izy ireo ao amin'izany"