plt_tn/ezk/44/13.md

533 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely.

izy ireo

"ireo Levita ireo"

Tsy hanatona akaiky

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "manatona akaiky" tao amin'ny 40:46.

hitondra ny fahafam-barakany sy ny heloky

"ho menatra sy hijaly amin'ny vokatry ny"

asa maharikoriko

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:9.

mpiambina

olona izay miambina na mikarakara zavatra na olona ny asany

atao anatin'izany

DH: "izay mila ataon'izy ireo ao amin'izany"