plt_tn/ezk/43/25.md

308 B

ianao

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "ianao" tao amin'ny 43:18.

ny fanatitra doranareo ... fanati-pihavananareo ... hankasitraka anareo

Ianareo no ampiasaina eto satria maneho ny vahoakan'Israely amin'ny ankapobeny.

hankasitraka anareo

"handray anareo amim-pakasitrahana" na "ho faly aminareo"