plt_tn/ezk/43/25.md

12 lines
308 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ianao
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "ianao" tao amin'ny 43:18.
# ny fanatitra doranareo ... fanati-pihavananareo ... hankasitraka anareo
Ianareo no ampiasaina eto satria maneho ny vahoakan'Israely amin'ny ankapobeny.
# hankasitraka anareo
"handray anareo amim-pakasitrahana" na "ho faly aminareo"