plt_tn/ezk/43/22.md

252 B

amin'ny andro faharoa ianao

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 43:18.

Atolory eo anatrehan'i Yaveh ireo

Ilay alitara izay hanaovan'izy ireo sorona an'ilay omby sy ondry lahy, dia eo anoloan'ny Tempoly izay hitoeran'ny fanatrehan'i Yaveh.