plt_tn/ezk/43/22.md

8 lines
252 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# amin'ny andro faharoa ianao
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 43:18.
# Atolory eo anatrehan'i Yaveh ireo
Ilay alitara izay hanaovan'izy ireo sorona an'ilay omby sy ondry lahy, dia eo anoloan'ny Tempoly izay hitoeran'ny fanatrehan'i Yaveh.