plt_tn/ezk/43/06.md

475 B

na amin'ny fatin'ireo mpanjakany

Eto ny hoe "faty" dia maneho an'ireo sampy izay notompoin'ny vahoakan'ireo vahoaka. Antsoina hoe faty ireo sampy satria tsy velona izy ireo.

nanimbazimba ny anarako masina izy ireo

"Nanimbazimba ny anarako masina ny ankohonan'Israely"

asa maharikorikony

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:9.

handevona azy ireo amin'ny fahatezerako

Ity fehezanteny ity dia midika hoe "noravaiko tanteraka izy ireo satria tezitra Aho."