plt_tn/ezk/43/06.md

16 lines
475 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# na amin'ny fatin'ireo mpanjakany
Eto ny hoe "faty" dia maneho an'ireo sampy izay notompoin'ny vahoakan'ireo vahoaka. Antsoina hoe faty ireo sampy satria tsy velona izy ireo.
# nanimbazimba ny anarako masina izy ireo
"Nanimbazimba ny anarako masina ny ankohonan'Israely"
# asa maharikorikony
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:9.
# handevona azy ireo amin'ny fahatezerako
Ity fehezanteny ity dia midika hoe "noravaiko tanteraka izy ireo satria tezitra Aho."