plt_tn/ezk/40/42.md

28 lines
708 B
Markdown

# vato tapaka
'"izay vita tamin'ny vato izay notapahana"
# hakiho
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "halavan'ny" tao amin'ny 40:5.
# iray hakiho sy sasany
eo amin'ny 0,8 metatra
# iray hakiho
eo amin'ny atsasa-metatra
# Fihantonan-javatra roa iray vodivoam-pelantanana ny halavany no namehy ny lavarangana manodidina
DH: "nanodidina an'ilay lavarangana ny olona dia nanantona farango izay nirefy vodivoampelatanana iray ny halavany ary nanana lohany roa"
# Fihantonan-javatra roa
zavatra izay misy lohany miolana roa, izay afaka hanantonan'ny olona zavatra
# ny nofon'ireo fanatitra dia napetraka teo ambonin'ireo latabatra
DH: "hametraka ny nofon'ireo fanatitra eo amin'ireo latabatra izy ireo"