forked from WA-Catalog/plt_tn
708 B
708 B
vato tapaka
'"izay vita tamin'ny vato izay notapahana"
hakiho
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "halavan'ny" tao amin'ny 40:5.
iray hakiho sy sasany
eo amin'ny 0,8 metatra
iray hakiho
eo amin'ny atsasa-metatra
Fihantonan-javatra roa iray vodivoam-pelantanana ny halavany no namehy ny lavarangana manodidina
DH: "nanodidina an'ilay lavarangana ny olona dia nanantona farango izay nirefy vodivoampelatanana iray ny halavany ary nanana lohany roa"
Fihantonan-javatra roa
zavatra izay misy lohany miolana roa, izay afaka hanantonan'ny olona zavatra
ny nofon'ireo fanatitra dia napetraka teo ambonin'ireo latabatra
DH: "hametraka ny nofon'ireo fanatitra eo amin'ireo latabatra izy ireo"