plt_tn/ezk/40/11.md

509 B

fidirana amin'ny vavahady

"ilay fisokafana izay fidirana eo amin'ilay vavahady"

folo hakiho

eo amin'ny 5.4 metatra eo

hakiho

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe 'halavan'ny" hakiho tao amin'ny 40:5.

telo ambin'ny folo hakiho

eo amin'ny 7 metatra eo.

enina hakiho

teo amin'ny 3,2 metatra teo

iray hakiho

"54 santimetatra" na "eo amin'ny atsasa-metatra eo"

dimy amby roapolo hakiho

eo amin'ny 13,5 metatra eo

hatrany amin'ny an'ny faharoa

"ilay fidirana ao amin'ny efitrano faharoa"