plt_tn/ezk/40/11.md

32 lines
509 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# fidirana amin'ny vavahady
"ilay fisokafana izay fidirana eo amin'ilay vavahady"
# folo hakiho
eo amin'ny 5.4 metatra eo
# hakiho
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe 'halavan'ny" hakiho tao amin'ny 40:5.
# telo ambin'ny folo hakiho
eo amin'ny 7 metatra eo.
# enina hakiho
teo amin'ny 3,2 metatra teo
# iray hakiho
"54 santimetatra" na "eo amin'ny atsasa-metatra eo"
# dimy amby roapolo hakiho
eo amin'ny 13,5 metatra eo
# hatrany amin'ny an'ny faharoa
"ilay fidirana ao amin'ny efitrano faharoa"