plt_tn/ezk/40/01.md

701 B

fahababoanay

Eto ny hoe "anay" dia maneho an'i Ezekiela sy ireo Israelita izay tany Babylona hatramin'ny fotoana naneren'ireo Babyloniana an'i Joiakima mpanjaka mba hiala ao Jerosalema. DH: "taorian'ny naha-lasa babo anay" na "taorian'ireo Babyloniana naka anay ho babo ho any Babylona."

tamin'ny fiandohan'ny taona, tamin'ny andro fahafolon'ny volana

Ity dia volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahafolo dia amin'ny Aprily amin'ny tetiandro Tandrefana.

nahababo ny tanàna

DH: "nobaboin'ireo Babyloniana ny tanànan'i Jerosalema"

tanan'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "ny tanan'i Yaveh" tao amin'ny 1:1.

Nitondra ahy ho amin'ny fitsaharana

"nametraka ahy"