# fahababoanay Eto ny hoe "anay" dia maneho an'i Ezekiela sy ireo Israelita izay tany Babylona hatramin'ny fotoana naneren'ireo Babyloniana an'i Joiakima mpanjaka mba hiala ao Jerosalema. DH: "taorian'ny naha-lasa babo anay" na "taorian'ireo Babyloniana naka anay ho babo ho any Babylona." # tamin'ny fiandohan'ny taona, tamin'ny andro fahafolon'ny volana Ity dia volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahafolo dia amin'ny Aprily amin'ny tetiandro Tandrefana. # nahababo ny tanàna DH: "nobaboin'ireo Babyloniana ny tanànan'i Jerosalema" # tanan'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "ny tanan'i Yaveh" tao amin'ny 1:1. # Nitondra ahy ho amin'ny fitsaharana "nametraka ahy"