forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
402 B
Markdown
12 lines
402 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Yaveh manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo vorona sy ireo bibidia.
|
|
|
|
# ho eo amin'ny sorona
|
|
|
|
"ho amin'ny fanasana" na "ho amin'ny famonoana." Ny tian'i Yaveh tenenina dia hoe hanome sakafo tena tsara ho an'ireo vorona sy ireo biby Izy fa tsy hoe hanompo ireo Izy.
|
|
|
|
# natavezina tao Basana izy ireo
|
|
|
|
DH: "lasa matavy avoko izy rehetra raha niraoka tao Basana."
|