plt_tn/ezk/39/17.md

402 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo vorona sy ireo bibidia.

ho eo amin'ny sorona

"ho amin'ny fanasana" na "ho amin'ny famonoana." Ny tian'i Yaveh tenenina dia hoe hanome sakafo tena tsara ho an'ireo vorona sy ireo biby Izy fa tsy hoe hanompo ireo Izy.

natavezina tao Basana izy ireo

DH: "lasa matavy avoko izy rehetra raha niraoka tao Basana."