plt_tn/ezk/38/14.md

12 lines
444 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Goga.
# Amin'izany andro izany ... momba azy ireo ve ianao?
Mampiasa ity fanontaniana ity Yaveh mba hanamafisana fa Goga dia handre momban'ny vahoaka mipetraka any Israely tokoa. DH: "Amin'izany andro izany, rehefa miaina tsy amin'ahiahy Israely vahoakako, dia ho fantatrao ny momba azy ireo."
# mety hahafantatra Ahy
"mety hahafantatra hoe iza Aho"