plt_tn/ezk/38/14.md

444 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Goga.

Amin'izany andro izany ... momba azy ireo ve ianao?

Mampiasa ity fanontaniana ity Yaveh mba hanamafisana fa Goga dia handre momban'ny vahoaka mipetraka any Israely tokoa. DH: "Amin'izany andro izany, rehefa miaina tsy amin'ahiahy Israely vahoakako, dia ho fantatrao ny momba azy ireo."

mety hahafantatra Ahy

"mety hahafantatra hoe iza Aho"