plt_tn/ezk/37/26.md

875 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh miresaka momban'ny vahoakan'Israely.

fanekem-pihavanana

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 34:25.

Hametraka azy ireo Aho

Tiana lazaina fa Yaveh dia hametraka azy ireo ao amin'ny tanin'Israely. DH: "hapetrako ao amin'ny tanin'Israely izy ireo"

hanamaro

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "hanamaro" tao amin'ny 36:10.

ny toerako masina

DH: "ny fitoerako masina" na "ny tempoliko" (UDB)

Ny toerana fonenako

DH: "ny toerana izay ipetrahako"

ho Andriamaniny Aho, ary ho vahoakako izy ireo

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "ho vahoakako izy ireo, ary Izaho ho Andriamanitr'izy ireo" tao amin'ny 11:19.

ho fantatr'ireo firenena fa Izaho no Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.

toerako masina

DH: "ny fitoerako masina" na "ny tempoliko"

eo afovoan'izy ireo

DH: "eo amin'izy ireo"