plt_tn/ezk/37/26.md

40 lines
875 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh miresaka momban'ny vahoakan'Israely.
# fanekem-pihavanana
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 34:25.
# Hametraka azy ireo Aho
Tiana lazaina fa Yaveh dia hametraka azy ireo ao amin'ny tanin'Israely. DH: "hapetrako ao amin'ny tanin'Israely izy ireo"
# hanamaro
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "hanamaro" tao amin'ny 36:10.
# ny toerako masina
DH: "ny fitoerako masina" na "ny tempoliko" (UDB)
# Ny toerana fonenako
DH: "ny toerana izay ipetrahako"
# ho Andriamaniny Aho, ary ho vahoakako izy ireo
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "ho vahoakako izy ireo, ary Izaho ho Andriamanitr'izy ireo" tao amin'ny 11:19.
# ho fantatr'ireo firenena fa Izaho no Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.
# toerako masina
DH: "ny fitoerako masina" na "ny tempoliko"
# eo afovoan'izy ireo
DH: "eo amin'izy ireo"