plt_tn/ezk/37/24.md

32 lines
668 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela.
# Davida mpanompoko
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "Davida mpanompoko" tao amin'ny 34:22.
# mpanjakan'izy ireo
DH: "mpanjakan'ny vahoakan'Israely"
# mpiandry tokana no ho amin'izy rehetra ireo
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 34:22.
# handeha araka ireo fitsipiko
DH: "hiaina araka izay efa nandidiako"
# hitandrina ireo lalàko ary hankato izany izy ireo
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "mitandrina ny lalàko rehetra ary manao ireo izy" tao amin'ny 18:19.
# nijanonana
DH: "nipetrahana"
# lehibe
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "andriandahy" tao amin'ny 07:26.