forked from WA-Catalog/plt_tn
668 B
668 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela.
Davida mpanompoko
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "Davida mpanompoko" tao amin'ny 34:22.
mpanjakan'izy ireo
DH: "mpanjakan'ny vahoakan'Israely"
mpiandry tokana no ho amin'izy rehetra ireo
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 34:22.
handeha araka ireo fitsipiko
DH: "hiaina araka izay efa nandidiako"
hitandrina ireo lalàko ary hankato izany izy ireo
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "mitandrina ny lalàko rehetra ary manao ireo izy" tao amin'ny 18:19.
nijanonana
DH: "nipetrahana"
lehibe
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "andriandahy" tao amin'ny 07:26.