plt_tn/ezk/36/22.md

558 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela, ary manome hafatra aminy ho an'Israely Izy.

ny ankohonan'Israely

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1.

nohon'ny aminareo

DH: "noho ianareo" na "mba hanampiana anareo"

fa nohon'ny anarako masina

DH: "mba hahafantaran'ny olona fa masina Aho" na "mba hanaja Ahy ho masina ny olona"

ho fantatry ny firenena fa Izaho no Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.

izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.