# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela, ary manome hafatra aminy ho an'Israely Izy. # ny ankohonan'Israely Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1. # nohon'ny aminareo DH: "noho ianareo" na "mba hanampiana anareo" # fa nohon'ny anarako masina DH: "mba hahafantaran'ny olona fa masina Aho" na "mba hanaja Ahy ho masina ny olona" # ho fantatry ny firenena fa Izaho no Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6. # izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.