plt_tn/ezk/35/14.md

28 lines
836 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity dia manohy ny hafatr'i Yaveh amin'ny vahoakan'ny Tendrombohitra Seira.
# Izao no lazain'ny Tompo Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:10.
# rava ianareo
Ny teny hoe "ianareo" dia maneho "ny tendrombohitr'i Seira," izay misolo-tena ny tanin'i Edoma. DH: "ho ataoko rava ny taninareo"
# ho ataoko aminareo koa izany
Ireo mety ho heviny dia 1) "ho ataoko rava ny taninareo" na 2) "hifaly Aho rehefa rava ny taninareo" na 3) "ho ataoko mifaly nohon'ny faharavanareo ny vahoaka hafa"
# Tendrombohitra Seïra
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 35:1.
# Dia ho fantatr'izy ireo
Ny teny hoe "izy ireo" dia mety maneho ny 1) "ny vahoakan'ny tany" na 2) "ny vahoakan'Israely sy Joda."
# ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.