# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity dia manohy ny hafatr'i Yaveh amin'ny vahoakan'ny Tendrombohitra Seira. # Izao no lazain'ny Tompo Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:10. # rava ianareo Ny teny hoe "ianareo" dia maneho "ny tendrombohitr'i Seira," izay misolo-tena ny tanin'i Edoma. DH: "ho ataoko rava ny taninareo" # ho ataoko aminareo koa izany Ireo mety ho heviny dia 1) "ho ataoko rava ny taninareo" na 2) "hifaly Aho rehefa rava ny taninareo" na 3) "ho ataoko mifaly nohon'ny faharavanareo ny vahoaka hafa" # Tendrombohitra Seïra Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 35:1. # Dia ho fantatr'izy ireo Ny teny hoe "izy ireo" dia mety maneho ny 1) "ny vahoakan'ny tany" na 2) "ny vahoakan'Israely sy Joda." # ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.