plt_tn/ezk/34/28.md

374 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny vahoakan'Israely.

babo

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "babo" tao amin'ny 7:20.

toerana fambolena milamina

Ireo mety ho heviny dia 1) "saha izay afaka hiadanan'izy ireo" na 2) "saha izay halaza"

fatin'ny hanoanana

DH: "noana" na "noana nohon'ny tsy fahampian'ny sakafo"