plt_tn/ezk/34/28.md

16 lines
374 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny vahoakan'Israely.
# babo
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "babo" tao amin'ny 7:20.
# toerana fambolena milamina
Ireo mety ho heviny dia 1) "saha izay afaka hiadanan'izy ireo" na 2) "saha izay halaza"
# fatin'ny hanoanana
DH: "noana" na "noana nohon'ny tsy fahampian'ny sakafo"