plt_tn/ezk/34/11.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany ho an'ireo mpitarik'Israely.

Indro!

Ny teny hoe "indro" eto dia manaitra an'ireo mpiandry ondry mba hifantoka amin'ny fampahafantarana manaitra izay manaraka.

eo afovoan'ny ondriny miparitaka

"miaraka amin'ireo ondriny miparitaka"

miparitaka

Ny ondry dia tsy eo amin'ny toerana iray ihany. Ny ondry sy ny osy dia eny amin'ny toerana samihafa izay maha-very sy mampidi-doza azy ireo.

amin'ny andron'ny rahona sy ny fahamaizinana

"amin'ny andro mandrahona sy maizina." Ity dia maneho ny fotoana hitrangan'ireo loza maro. DH: "rehefa nitranga tamin'izy ireo ny loza mahatsiravina"

ho entiko izy ireo

"ho entiko ireo ondry aman'osiko"

avy eo amin'ireo vahoaka

avy eo amin'ireo toerana izay nipetrahan'izy ireo niaraka tamin'ny vahoaka hafa"

tanin'ahitra

tany izay misy bozaka sy zava-maniry madinika izay afaka hohanin'ny ondry sy ireo osy

fonenana

toerana izay ipetrahan'ny olona. Matetika izy ireo mipetraka amin'ny trano eo amin'ny fonenana iray. DH: "zana-bohitra"