plt_tn/ezk/34/09.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany ho an'ireo mpitarik'Israely.

Noho izany, ry mpiandry ondry, henoy ny tenin'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 34:7.

indro!

Ny teny hoe "indro" eto dia manampy manamafy an'izay manaraka. DH: "eny tokoa!"

manohitra ireo mpiandry ondry Aho

DH: "hanasazy an'ireo mpiandry ondry Aho."

hitaky ny ondriko eo an-tanan'izy ireo Aho

DH: "ho hazoniko tompon'andraikitra amin'ireo zavatra ratsy rehetra izay mitranga amin'ny ondriko izy ireo" na "hanasazy azy ireo noho ireo zavatra ratsy rehetra izay avelan'izy ireo hitranga amin'ny ondriko Aho."

ho roahiko amin'ny fiandrasana ny ondry izy ireo

"tsy ho avelako hiandry ny ondry intsony izy ireo" na "tsy ho avelako ho mpiandry ny ondry intsony izy ireo"

hiandry ny tenan'izy ireo

"hamahana sy hikarakara ny tenan'izy ireo"

tsy ho eo amin'ny vavan'izy ireo

DH: "mba tsy hahafahan'izy ireo mihinana azy ireo"

tsy ho sakafon'izy ireo intsony ny ondriko

"tsy hihinana ny ondry sy ireo osy amin'ny ondry aman'osiko intsony ireo mpiandry ondry"