plt_tn/ezk/33/32.md

28 lines
821 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela momban'ny vahoakan'Israely.
# tahaka ny hira tsara ho azy ireo ianao
DH: "mihevitra izy ireo fa tahaka ny hira tsara ianao" na "mihevitra izy ireo fa tahaka ny hira tsara ny teninao"
# hira tsara
Ireo mety ho heviny dia 1) "hira mahafinaritra" na 2) "hiram-pitiavana" na "hira momban'ny fitiavana."
# izay notendrena tsara tamin'ny lokanga
DH: "izay lalaovin'ny olona tsara amin'ny lokanga"
# rehefa mitranga izany rehetra izany
Ny teny hoe "izany" dia maneho ny zavatra rehetra izay nolazain'Andriamanitra fa hitranga sy nolazain'i Ezekiela tamin'ny vahoaka.
# indro!
Ny teny hoe "indro" eto dia manampy manamafy an'izay manaraka eo. DH: "eny tokoa!"
# fa nisy mpaminany teo aminy
DH: "fa tena nandefa anao ho mpaminany tokoa Aho"