forked from WA-Catalog/plt_tn
821 B
821 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela momban'ny vahoakan'Israely.
tahaka ny hira tsara ho azy ireo ianao
DH: "mihevitra izy ireo fa tahaka ny hira tsara ianao" na "mihevitra izy ireo fa tahaka ny hira tsara ny teninao"
hira tsara
Ireo mety ho heviny dia 1) "hira mahafinaritra" na 2) "hiram-pitiavana" na "hira momban'ny fitiavana."
izay notendrena tsara tamin'ny lokanga
DH: "izay lalaovin'ny olona tsara amin'ny lokanga"
rehefa mitranga izany rehetra izany
Ny teny hoe "izany" dia maneho ny zavatra rehetra izay nolazain'Andriamanitra fa hitranga sy nolazain'i Ezekiela tamin'ny vahoaka.
indro!
Ny teny hoe "indro" eto dia manampy manamafy an'izay manaraka eo. DH: "eny tokoa!"
fa nisy mpaminany teo aminy
DH: "fa tena nandefa anao ho mpaminany tokoa Aho"