plt_tn/ezk/33/30.md

807 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela.

zanak'olona

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.

izay avy amin'i Yaveh

DH: "izay alefan'i Yaveh" na "izay omen'i Yaveh azy"

Ireo teny marina no eo am-bavan'izy ireo

Ireo mety ho heviny dia 1) "ao am-bavan'izy ireo ny teny mahafinaritra" na 2) "ao am-bavan'izy ireo ny teny feno filàna. DH: "amin'ny vavan'izy ireo dia milaza fa tia Ahy izy ireo (UDB) na "amin'ny vavan'izy ireo dia miresaka momban'ireo zavatra izay ilainy izy ireo."

ny fony dia manaraka tombony tsy ara-drariny

DH: "ao am-pon'izy ireo dia mila mahazo ny tombon'izy tsy ara-drariny izy ireo" na "te-hahazo zavatra amin'ny fomba tsy rariny izy ireo." Mety manao izany amin'ny alalan'ny fangalarana zavatra na famitahana olona izy ireo.