plt_tn/ezk/33/30.md

20 lines
807 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela.
# zanak'olona
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.
# izay avy amin'i Yaveh
DH: "izay alefan'i Yaveh" na "izay omen'i Yaveh azy"
# Ireo teny marina no eo am-bavan'izy ireo
Ireo mety ho heviny dia 1) "ao am-bavan'izy ireo ny teny mahafinaritra" na 2) "ao am-bavan'izy ireo ny teny feno filàna. DH: "amin'ny vavan'izy ireo dia milaza fa tia Ahy izy ireo (UDB) na "amin'ny vavan'izy ireo dia miresaka momban'ireo zavatra izay ilainy izy ireo."
# ny fony dia manaraka tombony tsy ara-drariny
DH: "ao am-pon'izy ireo dia mila mahazo ny tombon'izy tsy ara-drariny izy ireo" na "te-hahazo zavatra amin'ny fomba tsy rariny izy ireo." Mety manao izany amin'ny alalan'ny fangalarana zavatra na famitahana olona izy ireo.