plt_tn/ezk/33/01.md

651 B

tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

zanak'olona

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.

sabatra hanohitra ny tany rehetra

Ny teny hoe "sabatra" dia maneho ny tafika fahavalo izay manafika.

hanao azy ho mpitily

"hanendry azy ho mpiambina" na "hanao azy ho mpiambina"

tsy mitandrina

"tsy miraharaha an'ilay fampitandremana"

ho eo an-dohan'ny tsirairay ihany ny ràny

Ity fehezanteny ity dia mamaritra ny fomba hihazonan'Andriamanitra azy ireo ho tompon'andraikitra amin'ny fahafatesan'izy ireo manokana. DH: "hadisoan'izy ireo ihany raha maty izy ireo."