# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh "niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1. # zanak'olona Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1. # sabatra hanohitra ny tany rehetra Ny teny hoe "sabatra" dia maneho ny tafika fahavalo izay manafika. # hanao azy ho mpitily "hanendry azy ho mpiambina" na "hanao azy ho mpiambina" # tsy mitandrina "tsy miraharaha an'ilay fampitandremana" # ho eo an-dohan'ny tsirairay ihany ny ràny Ity fehezanteny ity dia mamaritra ny fomba hihazonan'Andriamanitra azy ireo ho tompon'andraikitra amin'ny fahafatesan'izy ireo manokana. DH: "hadisoan'izy ireo ihany raha maty izy ireo."