plt_tn/ezk/32/28.md

20 lines
392 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka
# ho potika
DH: "ho potehiko ianao"
# eo anivon'ny ireo tsy voafora
DH: "miaraka amin'ireo olona tsy voafora"
# ireo matin'ny sabatra
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 32:24.
# Ao i Edoma sy ireo mpanjakany ary ireo mpitariny
"Edoma dia any amin'ny Fiainan-tsy hita miaraka amin'ireo mpanjakany sy ireo mpitariny."