plt_tn/ezk/32/28.md

392 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka

ho potika

DH: "ho potehiko ianao"

eo anivon'ny ireo tsy voafora

DH: "miaraka amin'ireo olona tsy voafora"

ireo matin'ny sabatra

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 32:24.

Ao i Edoma sy ireo mpanjakany ary ireo mpitariny

"Edoma dia any amin'ny Fiainan-tsy hita miaraka amin'ireo mpanjakany sy ireo mpitariny."